Teny iditra | 1 mafy tratra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 prostituée, pute, putain [1.60] |
Tovy hevitra | 5 daba lôka, kapa vy, kôdy, koetra, kôksa, makôsà, mandôliny, mazava alina, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsimirirana, tsy vaky atonta |
Singan-teny | 6 mafy, tratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |